FIANARANA SORATRA MASINAMpiandraikitra : RAMAROSON Francky22 allée de Louvain54500 Vandoeuvre-les-Nancytél 03 83 54 49 40: |
"FA AOKA HO MPANKATO NY TENY HIANAREO FA AZA MPIHAINO FOTSINY IHANY " JAK 1 :22
"MIVAVAHA KA AZA MITSAHATRA" I TES 5 : 17
Raha manokatra ity pejy ity ianao dua faly manasa anao izahay hanatrika ny : " FIANARANA SORATRA MASINA", izay atao ao amin'ny
NY ALAHADY faha efatra
AMIN'NY 5 ORA HARIVA
ao amin'ny salle carrelée ERF Place Maginot
Raha misy fanontaniana momba ny Soratra Masina , na hetaheta na fahasahiranana ho entina am-bavabavaka... dia ento fa hamaly anao ny Tompo, ka hampiseho zavatra lehibe sy saro-patarina izay tsy fantatrao.
FANDAHARANA AMIN'ITY TAONA ITY
Alahady 25 Febroary
Alahady 25 Marsa
Alahady 22 Avrily
Alahady 27 May
Alahady 24 jona